Teny iditra samba-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe sambatra
Anaram-javamaniry 

Teny iditra samba
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy For the first time [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Pour la première fois [1.8]
Ohatra Ny zaza omena zava-pisotro misy entona sy zava-mamy be loatra dia manomboka loaka ary samba nify aloha loatra. [2.424]
Tovy hevitra vao sambany

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/25