Teny iditra sambasamba
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Teny atao ho fisaorana an' Andriamanitra, raha misantatra zavatra na mihinana sakafo tsy mbola nohanina
¶ Fanandramana voalohany
¶ Teny firariana raha tratran' ny taona vaovao; tenim-pirariana sy firavoana amin' ny fandroana: Sambasamba Andriamanitra Andriananahary [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a word used in greeting the queen [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay souhait, bénédiction, remerciement que l'on prononce en s'adressant à Dieu, quand on mange des fruits nouveaux, qu'on se sert d'une chose pour la première fois et surtout lorsqu'au Fandroana on s'asperge la tête de l'eau lustrale et qu'on mange le Jaka. La formule commence ainsi: Sambasamba, Andriamanitra, Andriananahary... [Abinal 1888]
 salutation adressée à la reine ou à un personnage important; félicitations [Hallanger 1974]
Sampanteny 

2009/07/07