Teny iditra sambo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazana lakana makadiry ohatra ny trano, natao hamakivakiana ny ranomasim-be. Karazan-tsambo: sambo lay, sambo mpiady, sambo setroka na sambo sitimo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a ship, a large boat [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay bateau, navire, vaisseau [Hallanger 1974]
Voambolana 
Endriteny 
sambo
samboko
sambonao
sambony
sambontsika
sambonay
sambonareo
sambon'
sambon-
sambom-
-tsambo
-tsamboko
-tsambonao
-tsambony
-tsambontsika
-tsambonay
-tsambonareo
-tsambon'
-tsambon-
-tsambom-
Ohatra Tsy namaly aho fa ny sambo no nihetsika mafy. [Andriamalala: Ranomasina, takila 69]
Teny nalaina 
Lahatsoratra 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny sambo ity (1): Tsarasambo
Sary 

2017/06/29