Teny iditra samboady
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tapa-damba lavalava apetraka amin' ny soroka iray ka asadika any ambany helika mifanohitra amin' ilay io [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a sash (as worn by goverment officials) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay baudrier, ornement ou toute autre chose qu'on passe sur l'épaule comme le baudrier [Abinal 1888]
 écharpe de parlementaire, maire, etc. [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2011/10/15