Teny iditra sambobelona (sambotra, velona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy ilazana ireo olona voababo an' ady, olona azo babo tany an' ady [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay prisonnier de guerre [Abinal 1888]
Ohatra Teo no rava ny tafiky Ramanantsoa, teo izy tenany no azo sambo-belona [Andraina: Mitaraina]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31