Teny iditra samborina (sambotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Fanazavàna teny malagasy Enjehina: Nosamboriko ilay vorona fa tsy azoko
¶ Raisina: Nosamborin' ny Polisy ilay mpangalatra
¶ Indramina (raha vola no tenenina, izany hoe mbola honerana): Ariary zato no nosamboriny tatỳ amiko omaly [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to be captured; to be borrowed (when the thing borrowed is to be replaced , as with rice or money) [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay qu'on fait prisonnier; qu'on emprunte (quand l'article emprunté sera remplacé, comme le riz ou l'argent) [Hallanger 1974]
Haiendriteny 
samborina
samboriko
samborinao
samboriny
samborintsika
samborinay
samborinareo
samborin'
samborin-
samborim-
sambori-
nosamborina
nosamboriko
nosamborinao
nosamboriny
nosamborintsika
nosamborinay
nosamborinareo
nosamborin'
nosamborin-
nosamborim-
nosambori-
hosamborina
hosamboriko
hosamborinao
hosamboriny
hosamborintsika
hosamborinay
hosamborinareo
hosamborin'
hosamborin-
hosamborim-
hosambori-
sambory
Ohatra Fa izay azo samborina no samborina, dia ireo mpiantoko tamin' ny tany sola rehetra. [Andraina: Mitaraina, takila 207]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31