Teny iditra samboritra
Sokajin-teny Tsy lazaina
Famaritana malagasy Enti-milaza fisikinana amin' ny lamba; na fisikinana amin' ny lamba efa rovitra na tonta ka zara raha mitafy ilay olona [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2011/10/12