Teny iditra samby
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Anaram-boron-dranomasina misitrika rehef [...] [Sakalava] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   guifette moustac (Chlidonias hybridus) [Tsimbazaza ]
Anarana siantifika   Chlidonias hybridus
Voambolana  

Teny iditra samby
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   samy: Androngo miady ambato ka samby miaro ñy ramboñe tsy ho meto (Samby emaso: eo anatrehana, ifanatrehana) [Antambahoaka, Bezanozano, Sihanaka, Tanala] [Rakotosaona 1972]
   jereo samy [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2011/10/12