Teny iditra samoina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Bibikely miofo ho lolo avy amin' ny bibintsaonjo na bibimbomanga na olimpanjehy; manana fantsona lava mety mihorongorona eo ambony vavany ny samoina, izay fitsentsefany ny rano mamy ao anatin' ny voninkazo (tsahivina fa ny samoin' ny bibindandy dia atao hoe soherina no anarany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the moth of the silkworm [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay papillon du ver à soie [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Teny nalaina 

2013/06/11