Teny iditra samonina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Monomonona na ngonongonona noho ny hasosorana na hatezerana
¶ Ny firimorimon' ny fihodinan' ny milina
¶ Ny feo heno amin' ny fanidinan' ny tantely. [Voambolana: Feo] [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2009/10/10