Teny iditra samonta
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sakalava] Fisondrotan' ny ranomasina be indrindra amin' ny tsinambolana sy ny fenomanana; fisondrotan' ny ranon' ny ranomasina arapotoana isan' andro amin' ny toerana iray [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the tide, high tide [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay la haute marée [Hallanger 1974]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

2012/06/21