Teny iditra samosy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Miadana fanao raharaha, mitaredretra: Samosy lava io mpianatra io
¶ Mitarozaka: Samosy ny raharahantsika izany [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra Samosy
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Famaritana anglisy Samos [Baiboly]
Famaritana frantsay Samos [Baiboly]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra Samo
Teny nalaina 

2015/09/07