Teny iditra sampanana (sampana)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Fanazavàna teny malagasy Rantsanana: Andeha sampano itsy hazo itsy hirobona rehefa fahavaratra
¶ Sahanina: Aiza moa no hahombiazany? asa telo amana efatra no sampaniny [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
sampanana
sampanako
sampananao
sampanany
sampanantsika
sampananay
sampananareo
sampanan'
sampanan-
sampanam-
sampana-
nosampanana
nosampanako
nosampananao
nosampanany
nosampanantsika
nosampananay
nosampananareo
nosampanan'
nosampanan-
nosampanam-
nosampana-
hosampanana
hosampanako
hosampananao
hosampanany
hosampanantsika
hosampananay
hosampananareo
hosampanan'
hosampanan-
hosampanam-
hosampana-
sampano
Mpitovy hevitra sampanina

Teny iditra sampanana (sampana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy a fork in the road, crossroads [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay branchement de chemin, carrefour [Hallanger 1974]
 carrefour, croisée de chemins [Rajaonarimanana 1995]
Mpitovy hevitra sampanan-dalana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31