Teny iditra | sampanteny | |
Singan-teny | sampana ; teny | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ireo teny rehetra avy amin' ny fototeny iray, azo tamin' ny alalan' ny tovona, tovana ary tsofoka. Oh.: Sitranina, sampanteny avy amin' ny ft. sitrana, manenona (ft. tenona), vinidy (ft. vidy), tomaratra (ft. taratra) [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Mots dérivés (grammaire) [1.5] | |
Voambolana | Haiteny | |
Fivaditsoratra | mpiantsena, sampanteny |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/25 |