Teny iditra sampona
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Zavatra sendra miseho na tonga ka misakana tsy hanatanteraka izay efa nokasaina hatao; sakana: Ho tonga aho raha tsy misy sampona
¶ Voasakana, voatana: Sampona ny diany ~ Sampon' ny fahafatesan-dreniny izy ka tsy tonga [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a hindrance
¶ hindered [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay empêchement
¶ empêché [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Ohatra Nanomanomana ny hiakaran-dRazaimalala any Imerina Ramatoa Ramavo, nefa sampona ny dia, fa nararirary Ingahy Rainialijaona. [Rajohanesa: Kintana]
Teny nalaina 

Teny iditra sampona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavatra na olona manana toetra tsy araka ny hita andavanandro fa hafahafa: Trondro sampona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy malformed offspring [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay enfant mal formé, monstre [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2013/06/11