Teny iditra sampotina (fotina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fisaritahan-javatra, fandehanan-javatra (toy ny rivotra na rano...) tsy milamina, sady tsy mandroso hatrany fa miverina indray [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Embrouillement des objets, des paroles, entortillement, tournoiement du vent, de l’eau [Abinal 1888]
Sampanteny 

2017/01/23