Teny iditra samy
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Famaritana malagasy Mpisolo anarana malala-kevitra fametraka eo alohan' ny matoanteny na mpamaritra milaza toetra ka ny heviny dia hoe: rehetra ary tsirairay: Samy naka boky telo avy izy mirahavavy ~ Samy tsara ny raozy sy ny lisy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy both, each, every one [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay chacun, l'un et l'autre [Hallanger 1974]
Endriteny 
samy
-tsamy
samia
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra
Ohatra 
1Samy manana ny tiany. [Rahajarizafy: Filozofia, takila 54]
2Samy naka aina aloha. [Andraina: I Vola, takila 60]
3Samy tia, samy manina. [Dahle: Angano, takila 228]

2019/05/08