Teny iditra samy afa-kasoka izao isika
Singan-teny samy ; afaka ; kasoka ; izao ; isika
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Teny enti-milaza fa tsy misy zavatra mifandrohirohy intsony amin' ireo olona mifampiresaka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/01