Teny iditra samy hafa
Singan-teny samy ; hafa
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy mitovy: Samy hafa ny raozy sy ny lisy (tsara homarihina fa mitovy firafitra amin' ny ohatra erỳ ambony samy tsara ny raozy sy ny lisy, ny hoe "samy hafa" eto, fa raha "isan-karazany" kosa no heviny, mpamaritra anarana milaza toetra izy amin' izay, ka soratana atao teny iray: " samihafa") [1.1]
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/16