Teny iditra | samy mitsilo ny alehany toa angamenavava | |
Singan-teny | samy ; mitsilo ; aleha ; toa ; angamenavava | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza fa samy tompon' andraikitra amin' ny fitondrany ny tenany avy ny olona rehetra [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/17 |