Teny iditra sanana
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy [ sañaña ] [Tambahoaka] adaladala, bado [Rakotosaona 1972]
 [ sañaña ] [Bara] tsy kinga, tsy mahay, mitavozavoza [Rakotosaona 1972]
 [ sañana ] [Tanosy] adaladala [Rakotosaona 1972]
 Ketrina, mitandrantandrana, fondrana [Rajemisa 1985]

2010/04/06