Teny iditra sanatria
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Teny enti-milaza fandavana mafy dia mafy; na oviana na oviana, "tsia dia tsia": Izaho ve no hanao tsikombakomba? sanatria
¶ Fady: Sanatria ahy ny hivarotra ny marina
¶ Ohatrohatra, kanefa tsy irina velively ny hahatanterahan' izany: Sanatria, hono, na sanatria sanatria ka maty i dadabe [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy may it never be, God forbid ! [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay que cela n'arrive pas, à Dieu ne plaise ! [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31