Teny iditra sanatry
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bara] karazam-bahy madinika fanao ody rehelatsy [Rakotosaona 1972]
 Hazo madinidinika fanaon'ny olona ody kohaka sy tambavin-jaza (Cassia laevigata) [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Anarana siantifika Cassia laevigata

Teny iditra sanatry
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ody fandroahana ny fanahy ratsy, izay heverina ho manabataba ny marary na manao ankasomparana (matetika no vakin-javatra na tavilotra misoratsoratra no ampiasain' ny mpanao fanafody ataony sanatry) [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra sañatry
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] fanahy masiaka, angatra, tsiny, jiny [Rakotosaona 1972]

2013/06/11