Teny iditra sanda
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy vola na zavatra omena ho fanampiny amin' ny takalo ifanaovana raha ohatra ka tsy mitovy vidy ireo zavatra roa ifanakalozana; tamby; amboniny: Inona no sanda homenao ahy raha hatakaloko an' iny satrokao efa tontatonta iny ity vao novidiko tsy tiako volo ity [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay valeur [SLP 1986]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2012/09/14