Teny iditra sandoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavatra na olona tsy izy nefa lazaina ho tena izy, hosoka; soloky hamitahana: Sonia sandoka
¶ Famitahana olona amin' ny fampisehoana zavatra na olona tsy izy, nefa lazaina ho tena izy: Nihambo ho zanadRampanana izy ka sandoka ihany no nahazoany ny trano lova etsy avara-bohitra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a fraud [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay fraude [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra sandoka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana anglisy fraudulent, false [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay frauduleux, faux [Hallanger 1974]

2012/09/14