Teny iditra sanganehana
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Sahiran-kevitra, tsy mahita izay hatao fa misalasala be ihany; feno fisalasalana.
Mitovy hevitra: sakodiavatra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy hesitating to make a choice or decision [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qui hésite à faire un choix, à se décider [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Ohatra Sanganehana tsy mahita izay hataony I Terezy kely, mpira fandriana aminy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 86]
Teny nalaina 

2013/06/11