Teny iditra | sangina (sangy) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Anaovana kivazivazy, lalaovina:
Nosangin' Ikoto ny zandriny dia nitomany Hetraketrahina, sorisorenina: Sangin' Isambilo foana ny zanako ka tsy nety nianatra intsony Kasikasihina ho mari-pisakaizana tafahoatra: Henoko fa sangin' ialahy i Soa zanako; atsaharo izany! [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | sangina, singana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |