Teny iditra sangisangy (sangy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tsilalao na kivazivazy atao amin' ny teny na amin' ny fihetsika ho mariky ny fisarihana amin' ny olona mifankazatra amin' ny tena
¶ Kihaihay, kiniania [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy play, sport [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay jeu, plaisanterie; sport [Hallanger 1974]
 badinage, plaisanterie, amusement [Rajaonarimanana 1995]
Teny mitovy hevitra hadrohadro ~ hanihany ~ sangy ~ vazivazy
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2009/11/07