Teny iditra sangodim-panina
Singan-teny sangodina ; fanina
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: kifanim-panina
Ohatra Mbetika manao sangodim-panina eo amin' ny toerany ihany toy ny tandrimo be gorada! [2.471]

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/08