Teny iditra sangory
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] satro-dehilahy [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] toetrin'ny hety volo, fitsanganan'ny loha raha avy mihety volo, hetivolo: Tsara ñy sarinao lehitsia [Rakotosaona 1972]
Sampanteny  

2009/09/01