Teny iditra saoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Lamba anampy ny akanjo amin' ny faritra sasantsasany hanalehibe azy; safiny [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra saoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny eo ambanin' ny molotra ambany; saomaka. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the chin [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay le menton [Hallanger 1974]
Voambolana 
Endriteny 
saoka
saokan'
saokan-
saokam-
saoky
-tsaoka
-tsaokan'
-tsaokan-
-tsaokam-
-tsaoky
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2016/10/04