Teny iditra saona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanehoana mariky ny alahelo amin' ny famoizana havana nodimandry: Tsy mbola afa-tsaona andrainy izy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy mourning for the dead [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay deuil; lamentations pour un mort [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra saoña
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] saonjo [Rakotosaona 1972]

2013/06/11