Teny iditra saotra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fankasitrahana noho ny soa nataon' ny hafa tamin' ny tena
¶ Fisarahana amin' ny vady ara-dalàna [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy thanks, thanksgiving; gratitude [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay remerciement, reconnaissance [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Ohatra Ary hoy Aly manohy ny teniny voatapaky ny saotra natao azy: [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 162]
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny saotra ity (1): Tsarasaotra

Teny iditra saotra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Betsileo] Fivavahana amin' ny Razana [Rajemisa 1985]

Teny iditra saotra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] talenta ratsy [Rakotosaona 1972]

2017/04/03