Teny iditra saotsaotra (saotra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay [duplicatif fréquentatif] [1.3]
Ohatra 
1Dia lasa ny vahiny, narahan' izy mivady saotsaotra sy tsodrano. [2.472]
2Saotsaotra sy fampanantenana tsy misy ohatra izany no nifanaovan' izy mianaka. [2.470]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20