Teny iditra sapile
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. chapelet] Fitohitohizam-boa toa vakana dimampolo mizarazara ho antokony tsifolofolo hanisana ny "Arahaba, ry Maria", fivavahana ataon' ny katolika amin' i Masina Maria: Manao sapile. / Toko sapile roa no asa fivalozana azoko [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: chapelet.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31