Teny iditra sara-droa (saraka, roa)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Karazan-tao volom-behivavy tsotra indrindra manarakaraka ny bango tokana: bangoina ny volo amin' ny andaniny roa avy amin' ny soritra afovoan' ny loha, dia avala samy hidina, voarandrana [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31