Teny iditra saraka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Vaky; tsy mitambatra, tsy miaraka; miavaka
¶ Enti-milaza olona roa samy mihalangalana tsy misy ifandraisany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy separated [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay séparé [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra saraka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanosy] zanak'omby mbola minono [Rakotosaona 1972]
 Ny zanak' omby sarahina amin' ny reniny: Na hanavasava aza ny vositra -- ka hiverivery mandany andro ny saraka izay voahitsakaihany no mandry (Tselatra) [Rajemisa 1985]

2013/03/21