Teny iditra saraka andro
Singan-teny saraka ; andro
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny zaza izay tsy ampinonoina raha tsy hariva, tahaka ny zanak' omby na ny zanaka vehivavy miasa mandritra ny andro [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10