Teny iditra sarakatiny
Singan-teny saraka ; aty
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [ sarak' atiny ] Sombin-kena kely eo akaikin'ny atiny
Hena akaikin' ny atiny, ary isan' ny fadin-kena [1.1]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/11