Teny iditra sarandrana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Lamba lavalava ataon' ny lehilahy manodidina ny feny sy ny valahany [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay longue toile que les hommes passent entre les jambes et autour des reins. Comme salaka. [Abinal 1888]
Famaritana malagasy  [Bezanozano] salaka [Rakotosaona 1972]
Voambolana 
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra sadika ~ salaka
Ohatra Ary lobaka mitsindry sarandrana no mendrika ho fanaony amy ny filaharana; [Cohen-Bessy: Rakotovao, takila 68]

2017/05/16