Teny iditra sareraka (reraka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra mibarera ary mitaritarika, toy ny elatry ny vorona anan' ny hafanana, na ny lamba tafina miroraka fa tsy misampina tsara. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2009/06/21