Teny iditra sarety
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Kalesy tarihin' ny olona (saretintanana) na tarihin' ny omby miditra anaty jioga: Ariary zato ny zezika iray sarety. [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy a bullock-cart [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay charrette [Hallanger 1974]
Voambolana 
Endriteny 
sarety
saretiko
saretinao
saretiny
saretintsika
saretinay
saretinareo
saretin'
saretin-
saretim-
-tsarety
-tsaretiko
-tsaretinao
-tsaretiny
-tsaretintsika
-tsaretinay
-tsaretinareo
-tsaretin'
-tsaretin-
-tsaretim-
Ny fihaviany Frantsay: charrette.
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Voatandriny fatratra tokoa ny saretin-dRabe [Rakotozafy: Ratsimba]
2Namidin' I Dada ny ombon-tsaretiny roa lahy [Andraina: Mitaraina, takila 158]
3Sarety iray feno ravi-pary sy fary tarihin' omby roa no miditra ny tanàna. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 14]
Teny nalaina 
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2020/08/23