Teny iditra sariadriaka (sariaka)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Falifaly lava, tia resaka sy mitsikitsiky: Olona sariaka iny namanao iny ka mahafinaritra ny miaraka aminy [1.1]
Tovy hevitra sariaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20