Teny iditra | sariaka (riaka) | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Famaritana malagasy | Falifaly lava, tia resaka sy mitsikitsiky: Olona sariaka iny namanao iny ka mahafinaritra ny miaraka aminy. [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana anglisy | gay, affable [Hallanger 1973] | |||
Fandikana frantsay | gai, débonnaire [Hallanger 1974] | |||
Sampanteny |
| |||
Teny mitovy hevitra | mariaka ~ mariadriaka ~ sariadriaka | |||
Teny iditra | Sariaka | |||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany) | |||
Voambolana | Haitoetany: renirano, farihy | |||
Sary |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |