Teny iditra sarika
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Sintona, roritra
¶ Kofehy madinika avy amin' ny vatan' akondro [Rajemisa 1985]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Teny iditra sarika
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Karazan' akondro fakana tsiratsirany ny vatany, izay nanaovan' ny Ntaolo indrindra lamba fahiny; ny vatan' ny akondro sarika dia lava, ne fa ny voany madinika [Rajemisa 1985]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23