Teny iditra sariko
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ozona na ompa ratsy [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay malédiction, imprécation [Abinal 1888 takila 582]
Sampanteny 

Teny iditra sariko (sary)
Sokajin-teny anarana sary sy mpisolo
Ohatra Sariko io, tompoko, hoy izy. [Rajaonarivelo: Bina, takila 55]

Teny iditra sariko (sarika)
Sokajin-teny anarana sarika sy mpisolo

Teny iditra sariko (sarina)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao sarina sy mpisolo

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/20