Teny iditra sarimbo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Lamba tenom-betsileo vita amin' ny landy sy hafotra na amin' ny landihazo sy hafotra misy sorany mitsipitsipika -- Akanjo toy ny sikina anaovan' ny vehivavy betsimisaraka [Rajemisa 1985]
Voambolana 

2009/02/23