Teny iditra sarimihetsika (sary, hetsika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Film: Sarimihetsika ilalaovan' i Fernandel (Un film où joue Fernandel)
Cinéma [1.1]
Ohatra Fa izao ndeha ho any an-trano hilaza amin-dry Dada; any no misakafo, dia ierao aminy aho hijery sarimihetsika isika amin' ny sivy. [2.4]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31