Teny iditra sari-monina
Singan-teny sary ; monina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ireo vahiny efa mitoetra maharitra eo amin' ny vohitra iray [1.1]
Ohatra Tamin' ny volana febroary 1889 dia nandefa mpiady mahafaly dimanjato tany Nosy Ve izay nisy Frantsay sarimonina telopolo Lahintafika. [2.508]
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/07