Teny iditra sarimpapango (sary, papango)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Taratasy voarary amin' ny hazo maivana izay rohizana amin' ny kofehy, ka sintonina mihazakazaka ilay kofehy, dia misondrotra tsikelikely ilay sarimpapango ary misononoka eny amin' ny rivotra eny
Mitovy hevitra: papangohazo [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31